• Alatsinainy 29 Desambra 2014
Actualités.Ora-mikija tany Alaotra Tapaka ny lalana, vaky ny fefiloha ao Morarano

Nanimba zavatra maro tany Alaotra indrindra ny teo amin’ny tontolo ny famokarana ny rotsak’orana nisesy tao ho ao izay. Nisy ny fefiloha vaky tany Morarano ka lasa fefiky ny rano avokoa ny velaratanimbary hatrany amin’ny1000 ha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Desambra 2014
Actualités.Orinasa Star Afa-po tamin’ny asa sosialy niantsorohany

Nandray anjara hatrany tamin’ny fanohanana ireo zaza sahirana teto amintsika ny orinasa Star hatramin’izay. Toy ny fanaony isan-taona dia tsy nanadino ireo zaza sahirana sahanina fikambanana maro mpiara-miasa aminy izy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Desambra 2014
Actualités.HIPOAKA NY VANJA

Navoaka ihany fa raràna tsy hiteny ? Izany indray no hoe fepetra ho azy ireny ? Hay mataho-dava foana izato ianao, Na dia mitonona ho hery vaovao ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.Fikambanana Fijery vaovaon’i Tanjombato Nanolotra fanampiana ho an’ireo mponina ao Ankeniheny

Tsy nanadino ireo mponina ao amin’ny fokontanin’Ankeniheny ao anatin’ny kaominina Tanjombato ny fikambanana fijery vaovaon’i Tanjombato amin’izao fetin’ny Asaramanitra izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.FMI Malagasy Azo vahana ao anatin’ny 24 ora ny fahantran’ny Malagasy

Azo vahana ao anatin’ny 24 ora monja ny fahantran’ny vahoaka Malagasy, hoy ny FMI Malagasy na ny Fahefa-Mividy Izao. Raha manana hevitra tsara noho ny hevitray ianareo, hoy ny filohany Jean

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.Fikambanana Soamitafa Soavina Nanampy ny sahirana tamin’ny alalan’ny Salone

Nitombo indray ny fanampian’ny orinasa Salone ny eny amin’ny kaominin’i Soavina Atsimondrano. Raha nivantana izany teo aloha, dia avy amin’ny fiaraha-miasan’ity orinasa ity

Hamaky ny tohiny
FTT