• Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Kaominina manerana ny nosy Nanjavona aiza ny "subvention" 7 tapitrisa fanome azy ireo?

Hifarana ihany ity ny taona 2014 tsy voarain'ireo Kaominina ambanivohitra maro manerana ny nosy ny anjara vola fanampiana andiany faharoa fanomen'ny fanjakana isan-taona mitentina 7 tapitrisa Ariary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Kolikoly eto Madagasikara Manapotika ny toekarena sy sosialim-bahoaka

Herintaona latsaka kely izao no nijoroan’ny fitondram-panjakana vaovao eto Madagasikara manaraka ny Lalàmpanorenana taorian’ny tetezamita nanjakan’ny gaboraraka sy ny tsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Mofomamy nivadika ho poizina Mpiray fiangonana niisa 60 indray narary

Olona nanodidina ny 60 no indray tratry ny fanapoizinana ara-tsakafo tao Antsirabe vokatry ny fihinanana mofomamy nivadika ho poizina. Raha ny fantatra dia efa nanomboka ny andron’ny Krisimasy no fahavoazan’ireo olona sasany satria hetsika iray nokarakarain’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Fitaterana eto an-drenivohitra Tsy hampiakatra sarandalana ireo mpitatitra

Manoloana ny resaka mandeha fa hiakatra ho 750 Ariary ny sarandalana amin’ny taksibe raha ampiharina ny vidy tena izy dia nilaza ireo vondrona mpitatitra eto an-drenivohitra fa tsy hisy ny fiakarana eo amin’ny sarandalana na dia eo aza ny fiakaran’ny vidin-tsolika. Amin’izy ireo dia tsy vahaolana intsony izany raha amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Zotra Ambovombe – Tolagnaro Mpandeha fiara maro naratra nokaikerin'ny "bengy"

Mizaka ny tsy eran'ny aina ireo mpandeha fiara amin'iny lalana mampitohy an'Ambovombe sy ny renivohitra Anosy iny. Mifangaro amin’ny mpandeha ny entana sy ny akoho sy osy aman'ondry.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Actualités.Pr Ranjeva Raymond Nisafidy ny tsy hangina

Nampaneno lakolosy ny Hetsika Vonjy Aina sy ny Profesora Ranjeva Raymond raha nisafidy ny hangina ny ankamaroan’ny mpanao politika eo ampiandrasana ny taona vaovao 2015. Ny hisorohana ny zava-doza mety hiseho eto amin’ny firenena no antony, araka ny efa

Hamaky ny tohiny
FTT