- Alakamisy 15 Janoary 2015
Actualités.Alaotra Mirongatra indray ny vaky fasana
Tsikaritra fa rehefa mafanafana ny toe-draharaha eto amin’ny firenena dia mirongatra ny vaky fasana any Alaotra. Ny alahady hifoha ny alatsinainy teo dia fasana iray ao amin’ny fokontany Mangalaza kaominina Feramanga avaratra no nisy namaky.
Hamaky ny tohiny