- Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Mampiesona
Nanome baiko ny praiminisitra hanala ny fako rehetra eto Antananarivo
Hamaky ny tohinyNanome baiko ny praiminisitra hanala ny fako rehetra eto Antananarivo
Hamaky ny tohinyMaromaro ihany ireo lalana simba ahitana lavaka eto an-drenivohitra fa anisan’ny tena mampidi-doza ny misy eny Ankadivato.
Hamaky ny tohinyMiankina betsaka amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena no mampidangana ny vidim-piainana eto Madagasikara. Ny fiatombohan’ny taona tahaka izao amin’ny ankapobeny no fotoana fiakaran’ireo entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro.
Hamaky ny tohinyTokantrano miisa telo indray tany amin’ny distrikan’Ambohidratrimo no indray notafihin’ny jiolahy mirongo fiadiana ny alin’ny zoma 16 hifoha sabotsy 17 janoary lasa teo. Tokony ho tamin’ny 12 ora alina no nitrangan’izany.
Hamaky ny tohinyNahatratra 103 450 ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chedza araka ny tarehimarika avy any amin’ny BNGRC omaly hariva, ary 15 no fantatra fa namoy ny ainy.
Hamaky ny tohinyNohararaotin’ny minisitry ny fiompiana teo aloha Randriamampionona Joseph Martin na i Dadafara ny lanonana teo anivon’ny departemanta tantanany, nanambarany ny tao am-pony mikasika ireo fanakianana azy sy ny asa teo anivon’ny minisiterany, indrindra manodidina ny abatoara, fanondranana omby … ka nilazany fa “ireo haino aman-jerin’ny mpanohitra no manaratsy ny fiompiana”.
Hamaky ny tohiny