• Alarobia 21 Janoary 2015
Actualités.Lalan’Antananarivo Manome telo volana indray ny PDS hanamboarana azy

Rehefa niaina ny haratsin’ny lalana nandritra ny volana maro ny vahoaka teto an-drenivohitra dia nilaza ny PDS Ny Hasina Andriamanjato fa hatomboka amin’ity herinandro ity indray ny fanamboaran-dalana. Efa fanambiny ny hamita ny lalana teto an-drenivohitra tao anatin’ny enim-bolana vao voatendry amin’io toerany io izy tamin’ny martsa 2014

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Actualités.Manakara Dibo-drano ny 90%-n’ny tanàna

Anisan’ny nitondra takaitra tamin’ny fandalovan’i Chedza ny tanànan’i Manakara. Tranom-panjakana 4 no simba

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Actualités.Mpampianatra FRAM Vakinankaratra Mandrahona hitokona indray

Manangasanga indray ny fitokonana hoan’ny mpampianatra Fram to Vakinankaratra.Leo tanteraka ny fampanantenana lavareny ataon’ny mpitantana izy ireo rah any nambaran’ny solontenan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Actualités.Kaominina Belazao Nahazo rano fisotro madio

Ela ny ela ka nahazo rano fisotro madio sy ara-pahasalamana ny kaominina Belazao vokatry ny fiaraha-miasan’ny solombavambahoaka Ravelohanitra Nirina sy ny Misionera avy any Korea Atsimo “Seoul and Salt Church”. Notokanana ary natolotra ny mponina tao Belazao ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Actualités.Adin’ny mpivady nisaraka Nozaraina roa ilay zaza vao 3 volana

Loza roa, loza telo, loza zato, no nitranga tao amin’ny fokontany Depot Analankininina P/elle 23/44 Toamasina omaly maraina. Hatairana ny an’ireo fokonolona niala an-trano vao maraina nahita ity fatin-jazakely manodidina ny 3 volana eo, nizara roa tamin’ny antsy teo amin’ny fanambanin’ny tratra, ka ny ilany ambony ihany no teo amin’ny arabe.

Hamaky ny tohiny
FTT