• Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Harena voajanahary Trandrahana ao anatin’ny fanajana ny tontolo iainana

sy manakana ny fitrandrahana ireo harena voajanahary eto Madagasikara ny fitondram-panjakana malagasy, hoy ny minisitry ny Tontolo iainana, Ekolozy ary ny Ala Ramparany Anthelme. Ilaina kosa anefa ny fanajana ireo lalàna mifehy ny tontolo iainana toy ny fikarohana paikady hanampiana ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Imerintsiatosika Hiezaka mafy satria lasa Kaominina Ambonivohitra

Tao anatin’ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2015 nifanaovan’ny mpikambana TIM Zanak’i Dada ao Imerintsiatosika sy ny depiote Rakotomanjato Rodin lany tao amin’ny distrikan’Arivonimamo omaly alarobia no nilazan’ity farany ampahibemaso fa tafita ny hafatra nampitondrain’ny vahoakan’Arivonimamo azy dia ny hahatonga ity tanàna ity ho lasa Kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Fari-dranomasin’i Mahajanga Kaomaorianina 1 maty, 2 tsy hita popoka

Teratany kaomaorianina miisa 17 no niainga avy any Anjouan hihazo an’i Moheli tanàna tsy lavitra ny nosy kaomaoro ny alatsinainy maraina niaraka tamin’ny sambo haingam-pandeha iray. Notsofin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Làlan’Ambatondrazaka Ratsy toy ny talohan’ny taona 2001

Potika tanteraka ny ampahan-dalana betsaka mampitohy ireo faritra maro manerana ny nosy ankehitriny. Iaraha-mahalala fa tsy tontosa araka ny tokony ho izy ny fikojana azy ireo tao anatin’ny krizy lavareny noho ny fahatapahan’ny famatsiam-bola avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.FOKONTANY MAHAVOKY AVARATRA Mpangalatra osy tratran’ny andrimasom-pokonolona

Osy roa no nisy nangalatra tao amin’ny fokontany Mahavoky Avaratra ny alin’ny talata hifoha alarobia tokony ho tamin’ny 3 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Actualités.Pety Rakotoniaina “Avelao hijoro sy hiasa ny governemanta hiatrika ny fiainam-bahoaka”

Niala tamin’ny fahanginany i Pety Rakotoniaina rehefa elaela tsy nandrenesam-peo teo amin’ny sehatra politika. Tsy mamela anay hangina ny fisafotofoton’ny adihevitra momba ny raharaham-pirenena, indrindra amin’izao ankatoky ny fananganana governemanta izao, hoy ity PDS-n’i

Hamaky ny tohiny
FTT