• Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Toamasina Nandriaka ny ra, nisy naka an-keriny i David Sam Som Miock

Miha mahazo vahana ao Toamasina indray ity fakana an-keriny zanaka mpanam-bola ity. Taorian’ilay zanaka karana Housseni Kessaria tao Bazary, izay voatifitra in-2 teo tamin’ny tongony dia zanaka sinoa iray, David Sam Som Miock, fantan-daza ao Toamasina koa no nisy nikasa haka an-keriny omaly maraina tamin’ny 8ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Delestazy ao Mahajanga Tokantrano 35 potika entana avokoa

Hatramin’izao dia tsy mbola hita hatrany vahaolana noraisin’ny fanjakana mikasika ity resaka delestazy tsy misy fahataperana ity manerana ny nosy ity. Maro ny voka-dratsy aterak’io fahatapahan’ny herinaratra io sy ny fahasimbana mahazo ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Governemanta Ravelonarivo Hanomana fifidianana fotsiny ihany

Hafana ny fifidianana Ben’ny tanàna amin’ny 17 jolay 2015, indrindra ho an’Antananarivo Renivohitra taorian’ny nizarana azy ho kaominina enina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Malaza amin’ny faharatsiana

Ny faran’ny herinandro teo, dia tapaka nandritra ny telo andro teo ny lalam-pirenena faha-44 mampitohy an’i Moramanga amin’Ambatondrazaka. Teo anelanelan’i Mandrota sy Andaingo no nisy izany noho ny faharatsian’ny lalana vokatry ny fandalovan’ireo fiarabe diso tafahoatra tsy mifanaraka amin’ny vesatra zakan’ny lalana sy ny toetr’andro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Lalàna vaovao momba ny fampidiran-ketra Efa miomana ny ao Alakamisy Fenoarivo

Sarotra ny fampiharana ilay lalàna vaovao 2014-024 momba ny fampitomboana ny fampidiran-ketra eny anivon’ny kaominina. Tsy mampihemotra ireo asa fampandrosoana ny tanànan’Alakamisy Fenoarivo anefa izany, hoy ny ben’ny Andrianaivo Rakotobe. Efa miomana hiatrika izany dieny izao mantsy ity kaominina ambanivohitra ao anatin’ny distrikan’Atsimondrano ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Janoary 2015
Actualités.Poivre rouge na Baies roses Maha miliardera olona haingana, hoy ny Hafari

Azo porofoina fa azo atao tsara ny manala ny olona amin’ny fahantrana iainany, hoy ny vovonana fiarahamonim-pirenena Hafari Malagasy raha nampiseho ny mpanao gazety ny vokatra « poivre rouge » na « Baies roses » teny amin’ny birao fiasany teny Anosizato ry zareo omaly

Hamaky ny tohiny
FTT