• Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.“Lalan’ny Paoma” - Antsirabe II 60 tapitrisa Ariary monja no nanavaozana azy

Nitondra fanazavana momba ny fanamboarana ny lalan’i Soanindrarina ny filohan’ny OPCI Mazava, ny Ben’ny tanànan’ny Kaominina Ambatomena, Atoa Rakotomalala Yves Richard manoloana ny kiana nahazo azy ireo mikasika ny fanamboarana iny “lalan’ny Paoma” iny. Nolazainy tamin’izany fa 60

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Delestazy ao Mahajanga Tokantrano 35 potika entana avokoa

Hatramin’izao, tsy hita ny vahaolana noraisin’ny fanjakana mikasika ny delestazy tsy misy fahataperana manerana ny nosy. Maro ny voka-dratsy aterak’io fahatapahan’ny herinaratra io sy ny fahasimbana mahazo ny entana mandeha amin’ny herinaratra ny isan-tokantrano satria dia efa maro ny iharan’ny fahasimban’ny entana izay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Fanavaozana ny lisi-pifidianana Mbola vitsy ireo nanao izany

Mbola vitsy ireo olom-pirenena nanavao ny anarany teny amin’ny biraom-pokontany isan-tokony momba ny lisi-pifidianana. Araka ny efa fantatra anefa dia amin’ny sabotsy 31 janoary ho avy izao no

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Takaitra navelan’ny rivodoza Chedza Andro fisaonam-pirenena anio

Namoaka didy ny avy eo anivon’ny primatiora fa atao ho andro fisaonana anio alarobia 28 janoary 2015 eto Madagasikara noho ny takaitra navelan’ny rivodoza Chedza

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Ivontoerana Ekiomenisma Tsangambaton’ny faha-35 taonan’ny FFKM

Hofaranana amin’ity taona 2015 ity ny fankalazana ny faha-35 taona niorenan’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara. Efa natomboka tamin’ny taon-dasa 2014 ny fanamarihana ary hitohy indray amin’ny volana jona izao eto

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Kaominina Tanjombato Trano 20 mahery no nirodana nandritra ny rivodoza

Mbola mitohy ny takaitra navelan’ny rivodoza Chedza teto Madagasikara ary anisan’ny nitondra faisana ihany koa ny teto an-drenivohitra. Raha ny fantatra dia trano miisa roapolo mahery no

Hamaky ny tohiny
FTT