• Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Olan-tany eny Ambohitrandriamanjaka Mizaka ny tsy eran’ny aina ny fianakaviana Raveloarisoa Florine

Tratry ny angaredona amin’ny olan-tany ny fianakaviana Raveloarisoa Florine eny Ambohitrandriamanjaka Ambohimanga. Nitory azy ary nahazo rariny tamin’ny fitsarana ny mpifanolo-bodirindrina aminy ka tsy maintsy angalana 11 m2 homena ny mpifanandrina aminy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Tantara mitohy «Safelika» Sarotra ny fanatontosana azy

Mbola afaka 3 volana vao ho vita tanteraka ny fanatontosana ilay tantara mitohy «Safelika» ahitana fizarana 200 na andiany miisa 10, hoy ny talen’ny Scoop Digital Razafimandimby Mamitiana. Mbola sarotra ny asa aman-draharaha hatrehina ary tsy mora ihany koa ny fanomanana na teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Bezaha Telo volana anaty haizina

Telo volana niainana delestazy ny any Bezaha, Betioky Atsimo vokatry ny fahasimban’ireo milina mpamokatra herinaratra, ka mampitaraina ny mponina. Nisy delegasiona notarihin’ny filohan’ny Delegasiona manokan’ny Kaominina Bezaka ao an-toerana nihazo an’i Toliara, tamin’ny 20 janoary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Tetibolam-panjakana 2015 Tsy mifanalavitra ny fisondrotry ny karama sy vidim-piainana

Efa voavinavina tao anatin’ny volavolan’ny tetibolam-panjakana 2015 ny fampisondrotana ho 7%-n’ny karaman’ireo mpiasam-panjakana nambaran’ny filoham-pirenena ny 9 janoary 2015 teny Iavoloha lasa teo. Fanamarihana avy amin’ny filohan’ny Repoblika ihany koa ny filazana fa ambony io taha io raha oharina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Mampiesona

Hentitra ny praiminisitra Jean Ravelonarivo omaly nandritra ny filankevitry ny governemanta

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Fanampiana ireo Traboina Teny Ankorondrano Atsinanana ny iraky ny vadin’ny filoham-pirenena

Mitohy isan’andro ny fijerena sy fanampian’ireo malala-tanana ny traboina vokatry ny fiakaran’ny rano eto an-drenivohitra. Omaly dia ny iraky ny vadin’ny filoham-pirenena Voahangy

Hamaky ny tohiny
FTT