• Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Fikambanan’ny mpianatra eny Ankatso (CJUM) Nila vonjy tamin’ireo masoivoho vahiny eto Madagasikara

Manoloana ny tranga misy iainan’ny mpianatra eny Ankatso amin’izao fotoana dia nisy ny fitarainana nataon’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Kidnapping Tranga telo tao anatin’ny herinandro

Fanakorontanana saim-bahoaka sa tena halatr’olona tsotra izao, fa tranga telo no niseho tao Toamasina tao anatin’ny herinandro. Tranga voalohany dia tovolahy 14 taona, mpianatra kilasy 2nd ao amin’ny lycée II ao Tsarakofafa Toamasina II, izay nisy naka an-keriny tamin’ny lalam-pirenena faha-02 ny 19 janoary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Laboratoaran’ny siansa Ankatso Nisy namaky, very ny ordinatera miisa 12

Nisy namaky ny laboratoaran’ny siansa eny Ankatso ny fiandohan’ity herinandro ity. Raha ny fantatra dia solosaina miisa 12 no very tamin’izany. Raha ny voalazan’ny tompon’andraikitra eny an-toerana dia nisy nanapitsoka ny varavarana ary teo ireo olon-dratsy no niditra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.“Lalan’ny Paoma” - Antsirabe II 60 tapitrisa Ariary monja no nanavaozana azy

Nitondra fanazavana momba ny fanamboarana ny lalan’i Soanindrariny ny filohan’ny OPCI Mazava, ny Ben’ny tanànan’ny Kaominina Ambatomena, Atoa Rakotomalala Yves Richard manoloana ny kiana nahazo azy ireo mikasika ny fanamboarana iny “lalan’ny Paoma” iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Praiminisitra Ravelonarivo Mitady 100 miliara hanampiana ireo traboinan’i Chedza sy hanarenana ny simba

Nanao antso avo amin’ny Masoivohon’ireo firenena eto Madagasikara sy ny mpiara-miombon’antoka ary ny Malagasy mpiray tanindrazana ny praiminisitra Ravelonarivo Jean, nandritra ny andro fisaonam-pirenena omaly, mba hifanome tanana hitondra fanampiana ho an’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Miorina ambony lakandrano Trano telo noravana teny Andakimbahoaka

Trano telo miorina ambony lakandrano no indray noravaina teny Andakimbahoaka omaly. Navoaka teny an-tokotany avokoa ny entana tao an-trano. Tsy afa-nandeha tany an-tsekoly ny zanak’ireo rava trano. Nisy efa 50 taona nipetrahana teo ireto farany,

Hamaky ny tohiny
FTT