• Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Tsy maharesy lahatra

Re amin’ny resaka etsy sy eroa fa toa tsy dia maharesy lahatra sahady ny olona ilay governemanta vao natsangana, samy manana ny fomba fijeriny moa io fa ny azo hamintinana azy ka mety nahatonga io tsy fahatokisana io ny fomba firafitr’ilay governemanta sy ny fahitana fa maro ireo minisitra naverina amin’ny toerany kanefa hita izao fa tsy nahavita azy.Fomba fijery tahaka ny tamin’ny nanendrena ny Dr Kolo Roger ho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Fanjakana sy sehatra tsy miankina Hanangana sehatra fifanakalozana

Tafiditra amin’ny fanamafisana ny fampiroboroboana ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina ny fihaonana teo amin’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery sy ny sehatra tsy miankina teny amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Fikambanan’ireo orinasa sinoa eto Madagasikara Nanome fanampiana ireo traboina

Nanome fanampiana ireo traboina noho ny rivodoza farany teo ny fikambanan’ireo orinasa sinoa miasa eto Madagasikara. Ny filohan’ny delegasiona manokan’Antananarivo Renivohitra Atoa Ny Hasina Andriamanjato

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Fisitrahana herinaratra Mitana ny rambony i Madagasikara

Laharana faha-188 amin’ny firenena 189 i Madagasikara tamin’ny taon-dasa 2014 eo amin’ny fisitrahan’ny mponina herinaratra. Mitana ny rambony kosa isika tamin’ity taona 2015 ity, araka ny vokatry ny fanadihadiana nataon’ny Banky iraisam-pirenena izay tafiditra amin’ny fandrafetana ny tatitra “Doing Business 2015”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Tolagnaro Lehilahy iray maty natelin’ny fasika

Lehilahy iray atao hoe Todison na i Faralahy no natelin’ny honahonam-pasika tao Mandena- Tolagnaro, ny alin’ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Mpandraharaha tiorka Vonona ny hampiasa vola eto Madagasikara

Manana traikefa sy fahaiza-manao momba ny fanorenana avo lenta ny mpandraharaha tiorka, ary vonona tanteraka ny hanitatra ny ambaindain’ny fiaraha-miasa eo amin’i Torkia sy i Madagasikara indrindra eo amin’ny sehatry ny fizahantany, ny fitaterana, ny harena

Hamaky ny tohiny
FTT