• Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Kaominina Talatamaty Manomboka ny asa fanamboaran-dalana

Raikitra ihany koa ny asa fanamboaran-dalana eny amin’ny kaominina Talatamaty. Efa ho iray volana izao no niatombohan’izany, vatsian’ny minisiteran’ny asa vaventy vola.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.AMBOHIDRATRIMO Nahazo lycée vaovao

Niampy iray indray ny lycée ao amin’ny kaominina Ambohidratrimo, distrikan’Ambohidratrimo. Omaly no notokanana tamim-pomba ofisialy ny fotodrafitrasa, mitentim-bidy 4 miliara Ar. Ahitana efitrano miisa 13 izy io, izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Ampasika Vehivavy voalaza fa mpamosavy tratran’ny fokonolona

Vehivavy iray tokony ho 35 taona eo ho eo no niboridana tanteraka tratran’ny fokonolona teny Ampasika omaly tokony ho tamin’ny 8 ora maraina. Raha ny voalazan’ireo mponina dia heverina fa mpamosavy ity vehivavy ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Fanafihan-jiolahy Renim-pianakaviana iray naratra mafy, lasa ny tahiry rehetra

Omaly alatsinainy vao mangirandratsy dia jiolahy telo nirongo antsy lava lela no nanafika ny tokantrano iray tao Tanambao Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Nahazo fitaovana avy amin’ny Green Madaland ny Dref Boen

Vokatry ny fiaraha-miasa mitohy amin’ny orinasa Green Madaland sy ny sampandraharaham-paritra miaro ny tontolo iainana sy ny ala ary ny ekolojika Boeny dia nahazo fitaovana entina hiarovana ny tontolo iainana ao Mahajanga izy ireo tamin’ity orinasa mpiara-miombon’antoka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Actualités.JCI Vohitr’Iarivo I Abraham Rajafetra Manjaka no filoha vaovao

Ny fanatanterahana ny fivoriambe tao amin’ny “Chambre de Commerce et de l’Industrie” Antaninarenina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo no hetsika voalohany nanombohan’ny “Jeune Chambre Internationale » JCI Vohitr’Iarivo ny taom-piasana 2015.

Hamaky ny tohiny
FTT