• Alarobia 04 Febroary 2015
Actualités.Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Mila vola hatrany amin’ny 100 miliara dolara ny firenena maneran-tany

Mbola olana iraisan’ny firenena rehetra maneran-tany amin’izao ny fiovaovan’ny toetr’andro. Tato anatin’ny folo taona izao dia ny fidinan’ny haavon’ny ranomasina no tena olana antony mahatonga ireo faritra sasany toa an’i Morondava sy Toliara ho dibo-drano rehefa avy ny orana..

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Febroary 2015
Actualités.TOBIM-PIVAROTAN-TSOLIKA GALANA Renim-pianakaviana iray no nahazo ilay fiara tsara tarehy

Renim-pianakaviana iray omaly no nitsikian’ny vintana nahazo ilay fiara tsara tarehy Great wall M4 natolotry ny tobim-pivarotan-tsolika Galana ho an’ny mpanjifany, tao anatin’ilay kilalao tombola nokarakarainy nanomboka ny 04 desambra ka hatramin’ny 20 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Febroary 2015
Actualités.Fivoriana iraisam-pirenena momba ny fiantohana Atao eto Madagasikara ny 16-19 febroary

Sambany no handray ilay fihaonam-be iraisam-pirenena faha-39 karakarain’ny Fanaf ( Federation des sociétés d’Assurances de droit naturel) eto amintsika ny orinasa iombonan’ny trano fiantohana eto Madagasikara na ny CEAM

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Febroary 2015
Actualités.Andro ratsy any Antsalova Iray maty lasan’ny rano, iray hafa naratra nianjeran’ny trano

Lehilahy iray no maty lasan’ny rano ny tolankandron’ny alatsinainy teo tany Antsalova ary tsy mbola hita hatramin’ny omaly talata hariva nandraisana ny vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Febroary 2015
Actualités.Masoivoho Frantsay Nanampy ireo traboina

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo tra-boina vokatry ny rivo-doza Chedza. Omaly dia tonga nanatitra ny anjara birikiny ny avy eo anivon’ny masoivoho Frantsay miasa sy monina eto amintsika. Lelavola mitentina 100 tapitrisa ariary no nomen’izy ireo tamin’izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Febroary 2015
Actualités.Vahaolan’ny delestazy ao Mahajanga Efa tonga ny fitaovana avy any Inde

Kendrena amin’ity farany herinandro ity no hivaha ny olan’ny delestazy ao Mahajanga. Raha ny fantatra dia efa tonga ao an-toerana ireo fitaovana nafarana avy any Inde izay isany ireo fitaovana simba ka nitarika ny fahatapahan’ny jiro tao anatin’ny iray volana mahery.

Hamaky ny tohiny
FTT