• Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.RAY AMAN-DRENIN’NY MPIANATRA TENA SAHIRANA Notoloran’ny vadiny PDS-n’Antananarivo fanampiana

Notoloran’ny vadin’ny PDS-n’Antananarivo Renivohitra Fafah Andriamanjato fanampiana avokoa ireo ray aman-drenin’ny mpianatra tena sahirana eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Fiarovana ny filaminam-bahoaka Niasa avy hatrany ny tale vaovao i Mahajanga

Tsy mitsahatra mitady vahaolana ahafahana mandamina ny tsena sy ny fandridrana ny fifamoivozana ny Pds n’ny tanànan’i Mahajanga ary dia nametraka ny sampan-draharaha misahana ny filaminam-bahoaka. Arak’izay dia Randriniaina Bien Donné no voatondro hisahana io andraikitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Fikambanana Youth first Hampandray andraikitra ny vehivavy eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana

Omena lanja manokana ny vehivavy manomboka izao eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana raha ny voalazan’ny fikambanana iray misehatra amin’ny lafiny fampivoarana ny vehivavy. Hita mantsy, hoy izy ireo fa tsy ampy ny fandraisan’andraikitry ny vehivavy eo amin’ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Fikambanan’ireo mpitsabo mpanotra eto Madagasikara Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ny minisitera mpiahy

Raha tamin’ny taona 2006 ny fikambanan’ireo mpitsabo mpanotra eto Madagasikara no nahazo fankatoavana tamin’ny fomba ofisialy dia nilaza ny filohany fa mijoro ary miasa ny fikambanana. Mahatratra 520 ireo mpikambana voasoratra anarana ara-dalàna, ary 200 eo ho eo ireo tena am-perinasa tanteraka manerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Kaominina ambonivohitraTaolagnaro. 3 volana tsy nandray karama ireo mpiasa

Ao anatin'ny fijaliana tanteraka amin'izao fotoana ireo mpiasan'ny kaominina ambonivohitra Taolagnaro. Izany dia noho ny tsy mbola nahazoan'izy ireo ny karamany nandritra ny 3 volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Actualités.Distrikan’i Mahajanga II Potiky ny rivodoza Chedza i Mahajamba

Anisan’ny nitondra takaitra noho ny fandalovan’ny rivodoza Chedza koa ny any amin’ny kaominin’i Mahajamba ao amin’ny distrikan’i Mahajanga faha-II. Vaky noho ny fijojon’ny orana hatramin’ny 18 janoary teo ny fefilohan’ny reniranon’i Mahajamba ka niakatra ny rano amin’ny fokontany maro manodidina ity kaominina ity

Hamaky ny tohiny
FTT