• Zoma 06 Febroary 2015
Actualités.ANAWI Hizara ny fahalalana faratampony amin’ny Malagasy

Mitotongana ny fiainan’ny vahoaka malagasy ankehitriny, araka ny fahitan’ny «Association Nationale Wisa» azy. Fanina sy tsy mahita ny lalankalehany intsony ny ankamaroan’ny olona ka miantsampy any amin’ny hazo tsy fantatra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Actualités.Antetezana afovoany Zazarano hita tao anaty kabone

Zazarano lahikely no hita tao anaty lava-piringana tokantrano iray, omaly naraina tetsy Antetezana Afovoany, tokony ho tamin’ny 6 ora tany ho any

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Actualités.Antsirabe renivohitra Nadio ihany ny lapan’ny tanàna ny farany

Nadio ihany nony ela ny ela ny Lapan’ny tanànan’Antsirabe rehefa niala ireo sorabaventy isan-karazany naneho fitakiana nandritra ny taona maro nanoloana sy nadravaka azy teo. Raha ny resaka farany dia niakatra fitsarana mihitsy ity raharaha ity satria rehefa nisy ny sakana nataon’ireo mpiasa hanakatona ny biraon’ny kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Actualités.Tsy mahatanty resy

Mbola nampiseho indray ny tsy fahamatoran’ny mpankafy baolina kitra Afrikanina ny zava-nitranga omaly alina tany Malabo, nanomboka nitoraka sy nanompa ary nila vanona ireo mpanohana ny ekipan’i Guinée équatoriale mpampiantrano rehefa hitan’izy ireo fa nandesy i

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Actualités.Faritr’i Boeny 10 %-n’ny velaran-tany sisa no misy ala

Nambaran’ny talem-paritry ny tontolo iainana, ny ekôlôjia, ny ranomasina sy ala any Boeny tany Mahajanga araka ny fanadihadiana nataon-dry zareo fa ny 10%-n’ny velaran-tany manerana an’i Boeny sisa no misy ala ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Actualités.FANAFIHANA ZAZA 17 TAONA Telo lahy voasambotry ny polisy

Avy nitsangantsangana teny amoron-dranomasina ity ankizy vavy 17 taona no nisy nanendaka tokony ho tamin’ny 9 ora alina teo teny amin’ny sisin-dalan’ny tribonaly Mahajanga be

Hamaky ny tohiny
FTT