• Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Pesta eto an-drenivohitra Tsy mbola nahitana tranga hatramin’ny fiandohan’ny taona

Lahatsoratra an-gazety maro no nivoaka teto an-drenivohitra nanomboka ny 02 febroary lasa teo izay samy milaza ny fisiana aretina pesta indray eto Antananarivo Renivohitra. Rehefa nanao fanadihadiana mikasika izany ny Institut Pasteur de Madagascar

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Programa famonoana valala Ho tapaka amin’ny faran’ny febroary 2015

Mampatahotra ny ady amin’ny famonoam-balala eto Madagasikara izay tsy voafehin’ny fitondram-panjakana Malagasy ka niantsoana ny tohana ara-teknika sy ara-bola avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka hiara-kisalahy tamin’ny alalan’ny FAO

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Rangahy tratra nampirafy Tapa-dela nokaikerin-dramatoa

Sendra ny nahay azy ary ela nitoratorahana ka nahavoa mason’angatra. Raim-pianakaviana iray 57 taona manan-janaka efatra, monina etsy 67 ha Avaratra Andrefana, no tapa-dela nokaikerim-badiny, ny sabotsy alina teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Sambo saika haka boaderôzy Sinoa 4 nidoboka any am-ponja

Voaporofo izao fa tsy sambo mpanjono sy sambo saika ho any amin’ny nosy Maurice nandositra rivodoza na nafefiky ny ranomasina ratsy izany ilay sambo sinoa “Min Tai Leng” tratra tao Mangabe Maroantsetra ary nentina eo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina nanaovana fanadihadiana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Sempama nosy Vakinankaratra Manameloka ny fidiran’ny politika amin’ny fampianarana

“Mitady hiverina indray ny resaka politika manodidina ny fanendrena tompon’andraikitra eo anivon’ny fampianarana”, hoy ireo mpitarika ny SEMPAMA Nosy Vakinankaratra nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo tao amin’ny CRINFP Antsirabe ny sabotsy 07 febroary 2015 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.ANS Ampefiloha Misy traboina “fantôme”

Hitrangan-javatra toy ny tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra eny anivon’ireo traboina avy etsy La reunion kely mitoby ao amin’ny kianja mitafon’ny ANS ampefiloha, hoy ny filohan’ny Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina ny zoma teo tetsy amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT