• Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Firaisankinan’ny Terak’i Bara Nanampy ireo traboina

Tonga nanolotra izay voatsirambin’ny tanany entina hanampiana ireo traboina vokatry ny tondra-drano sy kere vokatry ny hain-tany any Atsimo ny Firaisankinan’ny terak’i Bara ny sabotsy lasa teo tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Gazety Tia Tanindrazana Nijoro nanolo-tanana ireo traboina

Entana fampiasa amin’ny fiainana andavanandro toy ny savony 6 baoritra, afokasoka 10 fonosana, ody moka 20 fonosana, Sur’eau 2 baoritra ary labozia 20 fonosana no natolotry ny ekipan’ny mpikirakira vaovao ao amin’ny gazety Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.KAOMININA AMBALAKIDA Tsy manana rano fisotro madio ny mponina

Ny renirano iray mandeha ao amin’ny kaominina Ambalakida sisa no rano fisotro izay voalazan’ireo mponina fa tsy azo antoka. Misedra olana tanteraka izy ireo noho ny tsy fananana rano fisotro madio

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Kaominina eny Atsimondrano Maro ireo tsy nahazo fanampiana avy tamin’ny fanjakana

Maro ireo kaominina ao anatin’ny distrikan’Atsimondrano no tsy mbola nahazo fanampiana avy tamin’ny fanjakana, araka ny fanadihadiana natao. Efa nisy ihany ny andiany voalohany saingy eo am-piandrasana ny andiany faharoa izy ireo amin’izao fotoana izao izay efa tokony ho nivoaka tamin’ny faran’ny taona 2014 lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Lehilahy tratram-badiny nampiaraka Voatsindron’antsy, niboraka ny tsinainy

Sahy ny gasy amin’izao ary mihapotika tsikelikely ny soatoavina Malagasy mampiavaka antsika amin’ny Afrikanina. Afak’omaly alina, raim-pianakaviana iray mbola tanora monina etsy Ampasika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Lycée Ambohimanarina Tsy ampy ny efitrano fianarana

Nahazo ny anjara «tablettes» miisa 50 avy amin’ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena nanomboka ny alakamisy lasa teo ireo mpampianatra sy mpianatra ao amin’ny lycée Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
FTT