Actualités

Firaisankinan’ny Terak’i Bara Nanampy ireo traboina


  • Alatsinainy 09 Febroary 2015

Tonga nanolotra izay voatsirambin’ny tanany entina hanampiana ireo traboina vokatry ny tondra-drano sy kere vokatry ny hain-tany any Atsimo ny Firaisankinan’ny terak’i Bara ny sabotsy lasa teo tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy

 

. Nambaran’ny filohany ny kaomisera Nakany Charlie tamin’izany fa olom-pirenena mandala ny fihavanana sy ny fifankatiavana izy ireo  ka tsy  manadino ny adidy tahaka izao. Toraka izany ihany koa ny firaisankina izay tokony haseho amin’ny fotoana rehetra. Tsy latsa-danja amin’izany, hoy hatrany izy ny maha zanaky ny Faritra Atsimo azy  ka nitondrany lamba sy akanjo 2 baoritra niampy lelavola 6 hetsy Ar. Tao anatin’ny hafanam-po tanteraka no nanatanterahan’izy ireo izany adidy amin’ny maha olona izany.

 

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT