• Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Andavamamba Sekolim-pinoana tantanina karana manao antsojay amin’ny mpiasa

Sekolim-pinoana tantanina teratany karana etsy Andavamamba no manao antsojay amin’ireo mpiasany. Raha ny fanazavana voaray avy amin’ny mpampianatra iray ao an-toerana dia rehefa manomboka misimisy ny vola tokony haloan’ireo karana amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Andro iraisam-pirenena ho an'ny marary Fitsaboana maimaimpoana eny Analamahitsy

Fitsaboana maimaimpoana nanomboka omaly haharitra telo andro no entin'ny Centre Medical Marie Stella etsy Analamahitsy hanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny marary. Ivontoeram-pitsaboana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Antsirabe Namidy indray ny hazo ao Andraikiba ?

« Vakiana fotsiny », araka ny fitenin’ny tanora ny gaboraraka ataon’ny mpitantana ny tanànan’Antsirabe. Atao varoboba amin’ny mpandraharaha indray ireo alan’ny kaominina amin’izao fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Mponin’i Toliara Misotro rano maloto, mirongatra aretin-kibo

Nitondra faisana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Fundi tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Misotro ranom-potaka maloto tsy ara-pahasalamana amin’izao ny 95 %-n’ny mponina any amin’ny distrikan’i Toliara II

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Vinanivao-Antalaha Manomboka indray ny fanapahana boaderôzy

Araka ny vaovao voaray avy any amin’ny faritra avaratra atsinanan’ny nosy iny dia hisokatra anio alakamisy 12 febroary ny fanapahana boaderozy any amin’ ireto toerana ireto : Vinanivao (tendrony farany atsimo ao amin’ny faritra SAVA) – distrikan’Antalaha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Fahatapahan’ny herinaratra Mihamafy ny any amin’ny faritany

Tsy mbola foana ny delestazy eto Madagasikara. Tsy nahavaha olana ny fahazoana ireo gropy mpamokatra herinaratra. Tsy ampy 5Mw, ohatra, ny tanjaky ny filàna 24Mw ampiasain’ny tanànan’i Toamasina hatramin’izao. Mitohy ary mihamafy mihitsy aza ny fahatapahan’ny herinaratra any amin’ireo faritany rehetra

Hamaky ny tohiny
FTT