Actualités

Fahatapahan’ny herinaratra Mihamafy ny any amin’ny faritany


  • Alakamisy 12 Febroary 2015

Tsy mbola foana ny delestazy eto Madagasikara. Tsy nahavaha olana ny fahazoana ireo gropy mpamokatra herinaratra. Tsy ampy 5Mw, ohatra, ny tanjaky ny filŕna 24Mw ampiasain’ny tanŕnan’i Toamasina hatramin’izao. Mitohy ary mihamafy mihitsy aza ny fahatapahan’ny herinaratra any amin’ireo faritany rehetra

. Maharitra 30 minitra hatramin’ny ora 3 hatramin’izao ny delestazy amin’ny faritra maro manodidina ny renivohitra, araka ny naoty fampahafantarana momba ny zava-misy ara-toekarena navoakan’ny sampandraharaha ankapobeny misahana ny Tetibola. Nahatratra hatrany amin’ny 45.542 m3 ny fanjifana gazoala teny amin’ny toby fitsinjaran-tsolika tamin’ny taona 2014. Niabo 9% moa io fiakaran’ny vidin-tsolika io mihoatra ny tamin’ny taona 2013, hoy ny «Office Malgache des Hydrocarbures. Nitombo 3% be izao kosa ny fanjifana gazoala nandritra ny volana desambra 2014 raha ampitahaina ny tamin’ny volana desambra 2013.

Nangonin-dRamano F.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT