• Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Fefiloha Fiherena-Toliara Ahiana ho vaky indray

An-dalam-pahasimbana tanteraka amin’izao ary raha misy rotsak’orana indray monja dia ahiana ho vaky indray ny fefiloha Fiherena ao Toliara. Io no fantatra nandritra ny fandalovan’ireo manampahefana solontenam-panjakana tany an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Fy Ny Aiko Milalao gadona maroloko

Rehefa mety ho ban-kira ka mahafeno ny famaritana ny atao hoe : “Kanto” dia samy lalaovin-dRazafimbelo Fy Ny Aiko avokoa ary voafehiny. Tany amin’ny taom-pahazazany izy dia efa mpiondana mozika tanteraka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Lalam-pirenena faha-2 Nieren-doza ireo GSIS nanondrana tany Toamasina

Vao hiala, tsy tafavoaka ny tanànan’i Toamasina akory, dia tra-doza ny fiara “minibus fourgon” nitondrana ireo zandarin’ny GSIS telo miampy zandary lietna iray ary sivily iray voarohirohy tamin’ny raharaha fanafihana mpandraharaha jirofo niaraka tamina volabe 1,3 miliara ny herinandro lasa iny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Raobelina Fenomanjato Manan-jo haneho hevitra tahaka ny rehetra i Dada

Elaela no tsy tazana tety an-kianja ny tenako, hoy Atoa Ranaivorazo Fenomanjato Raobelina na i Feno, omaly, tetsy amin’ny Magro Behoririka, fa tsy maintsy mba manokana fotoana kely ihany koa hanaraha-maso ny zava-misy eny amin’ny faritra misy ny tena. Hivoahana amin’ny krizy no nanekentsika mianakavy nanatanteraka fifidianana, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.« ONG Les Pêcheurs » Namoaka mpiofana malagasy hanatsara ny asany

Mpanao asa madinidinika mpanao asa tena 17 no navoakan’ny ONG Les Pêcheurs Madagascar fiofanana maimaimpoana nandritra ny 8 herinandro ka navoaka te

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Actualités.Mponin’ny «La Réunion kely» Miandry azy ireo ny eny Soaniedanana

Anjara biriky nentin’ny Hafari Malagasy ny mifanome tanana amin’ny mpitondra fanjakana sy sehatra tsy miankina hanampiana ireo mpiara-belona ny tetikasa fifindra-monina an-tanàn-dehibe eny Soaniedanana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa ny fandresen-dahatra ireo mponin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT