• Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.EATP - ONIVERSITE MAHAJANGA Nosakana tsy hianatra ireo mpianatra

Tsy fantatra mazava izay tena antony mahatonga ireo mpikambana mpitantana vonjimaika ny oniversite Mahajanga nanakana ireo mpinatra taona voalohany tsy hiditra ao an-tsekoly hamonjy ny fianarany ao amin’ny sampam-pampianarana EATP ny alatsiniainy maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.Betroka Hita omaly ny razan’ilay zandary tsy hita popoka

Natao veloma farany omaly tao amin’ny kaompanian’ny zandarimariam-pirenena ao Betroka ny vatamangatsiakan’ilay zandary lavo nandritra ny fanarahan-dia omby very tany Betroka ny herinandro lasa iny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.“College Etienne Flacourt” TOLIARA Zanaka Karana nisy naka an-keriny

Tsy eto an-drenivohitra ihany no misy sy ahitana fakana an-keriny teratany karana. Omaly, tovolahy 15 taona teratany karana mpianatry ny « college français Etienne Flacourt » ao Toliara, no nisy naka an-keriny, omaly antoandro, tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany, tsy lavitra ny trano fianarany ao Tanambao Morafeno. Raha ny vaovao voaray,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.Magro Behoririka Avelao hiaina malalaka i Dada

Hiditra amin’ny fampihavanana any amin’ireo disitrika isika, hoy Rasoamalala Odette Brenda tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, ka hanao fiofanana aloha mialohan’izany. Noho izany dia ampidiro ao anatin’izany ny fahafahan’ny olona iray satria efa mahantra ny vahoaka malagasy, hoy izy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Febroary 2015
Actualités.Fanondranana boaderôzy Manomboka mivoaka ny marina…

Nanaitra ny maro ny vaovao nivoaka tamin’ny gazety frantsay “Le Monde” mikasika ny fanondranana sy fitrandrahana ary fitaterana ny boaderozy eto amintsika ny taona 2014 iny. Nilaza ity gazety ity fa “nahazo fahazoan-dalana ara-dalàna” tamin’ny talem-paritry ny ala sy ny tontolo iainana atsinanana ireo mpanondrana izany antsoina hoe “A. M” (tanan-kavanan’Atoa M J E).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Febroary 2015
Actualités.Distrika Mitsinjo Roa taona tsy nandray ny tambin-karama ireo sefo Fokontany

Nampiaka-peo ireo sefo-pokontany ao amin’ny distrikan’i Mitsinjo fa dia roa taona be izao izy ireo no tsy nandray ny tambin-karamany. Manao antso amin’ny lehiben’ny faritra Boeny izy

Hamaky ny tohiny
FTT