Actualités

Betroka Hita omaly ny razan’ilay zandary tsy hita popoka


  • Alarobia 18 Febroary 2015

Natao veloma farany omaly tao amin’ny kaompanian’ny zandarimariam-pirenena ao Betroka ny vatamangatsiakan’ilay zandary lavo nandritra ny fanarahan-dia omby very tany Betroka ny herinandro lasa iny

 

. Tsy hita popoka ity zandary ity, rehefa tafasara-dia tamin’ireo namany nandritra ny fifanjevoana tamin’ireo dahalo. Zandary telo, notarihina lietnà no lavo. Hita andro roa taorian’izay ny fahaefatra ary ity hita omaly ity ny vatana mangatsiakan’ny anankiray niaraka tamin’ny basy. Nidina nanampy ny zandary tany an-toerana nikaroka azy ny avy amin’ny hery vonjitaitran’ny zandary na FIGN, notarihin’ny lietnà Ravitalahy Fernand.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT