Actualités

Distrika Mitsinjo Roa taona tsy nandray ny tambin-karama ireo sefo Fokontany


  • Talata 17 Febroary 2015

Nampiaka-peo ireo sefo-pokontany ao amin’ny distrikan’i Mitsinjo fa dia roa taona be izao izy ireo no tsy nandray ny tambin-karamany. Manao antso amin’ny lehiben’ny faritra Boeny izy

 

 ireo satria dia mahatsiaro mijaly. Mitentina 20.000 Ariary isam-bolana io tambim-karaman’ireo sefom-pokontany io ary ny volan’ny fanamboarana ny taratasy famarinanam-ponenana no sisa hiveloman’izy ireo sy hividianana ny kojakoja ampiasaina amin’ny birao.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT