• Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.Tapaka ny tetezana, potika ny lalana Mitoka-monina tanteraka Ambatondrazaka

Lasa toy ireny tanàna lavitra andriana ireny Ambatondrazaka noho ny fahatapahan-dalana tao amin’ny tanàna Manakambola sy ny fahasimbana ny tetezana tao Sahabe. Ireo takelaby amin’ny tetezana mihitsy no nisy nanongotra ka tsy afaka miampita ireo fiara avy any amin’ny distrikan’ Amparafaravola sy Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.COLLEGE MUSULMAN AHMADYYA - ANDAVAMAMBA Nosoloina ny talen-tsekoly, resa-bola no fototry ny olana

Nitondra fanazavana teo anatrehan’ny mpanao gazety omaly Andriamatoa Mujeeb Ahmad, misionera misahana ny fikambanana musulman Ahmadyya etsy Andavamba izay sady sekolim-pinoana, niaraka tamin’ny talen-tsekoly vaovao Razaiarinoro Andriamanana Tsiry

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.67 HA Mpanao "taxiphone" voatsatoka antsy

Mandravarava ny jiolahy eny amin’ny faritra 67 Ha sy ny manodidina iny. Saika isan’andro hahenoana asa ratsy foana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.Fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina 900 miliara Ar ny ampahan’asa voalohany

anomboka ny volana janoary 2016 ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina raha ny vinan’asa eo anivon’ny SPAT no jerena. Raha ny fiaraha-miasa eo aminy sy ny JICA ihany koa, dia ny faran’ny volana martsa izao no ho vita tanteraka ny fanadihadiana rehetra mahakasika ity asa fanitarana ity. Raha io vinan’asan’ny SPAT hiarahany amin’ny JICA io,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.Arofenitra Malagasy Miofana miaraka amin’ny manampahaizana tiorka

Mampiavaka ny fitondram-panjakana ao anatin’izao Repoblika faha-IV izao ny tsy fifehezana ny sehatry ny arofenitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Febroary 2015
Actualités.Asa fisolokiana Noraisim-potsiny ilay mpitondra devizy sandoka 500 euro

Noraisim-potsiny ilay lehilahy nitondra devizy sandoka 500 euro teo Analakely. Nokasain’ity farany atakalo ka hividianana zavatra tao amina magazay tsy lavitra teo ilay vola sandoka

Hamaky ny tohiny
FTT