- Alakamisy 19 Febroary 2015
Actualités.Fitateram-bahoaka Ampifilafilaina ilay 140 Ar isaky ny litatra ?
Hatreto dia tsy mbola nandray ny fanonerana ara-bola 140 Ar isaky ny litatra amin’ny gazoala 30 litatra isan’andro, nampanantenana ireo mpitatitra amin’ny zotra eto an-drenivohitra sy ny manodidina.
Hamaky ny tohiny