Actualités

Fanafihana mitam-basy Mpandraharaha voatabia maty voatifitra


  • Alakamisy 19 Febroary 2015

Nitrangana fanafihana mitam-basy tany amin’ny Kaominina Tsiafahy, Distrikan’Antananarivo Atsimondrano ny alin’ny talata teo. 16 lahy nirongo basy 2 no nanafika tokantranona mpandraharaha voatabia tao an-toerana. Voatifitra ity farany ary naratra mafy

 

. Nezahina nentina namonjy hopitaly taty an-drenivohitra saingy teny an-dalana dia tsy tana ny ainy. Vola 8 hetsy Ariary no lasan’ireo jiolahy.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT