- Alatsinainy 23 Febroary 2015
Actualités.ONIVERSITEN’I TOAMASINA 12 miliara Ar no hanarenana azy
Natomboka tamin’ny sabotsy teo ny asa goavana amin’ny fanarenana ny oniversiten’i Toamasina, tafiditra tamin’ny nandraisana ny fepetra nanalana faobe ireo mpianatra ny volana septambra ny taona lasa, ary nahatongavan’ny praiminisitra teo aloha Kolo Roger nijery ny zava-nisy ny 25 septambra.
Hamaky ny tohiny