Actualités

Lycée Ranoavimana Maharaka ny fivoaran’ny teknôlôjia


  • Alatsinainy 23 Febroary 2015

Tsy tara amin’ny fivoaran’ny teknôlôjian’ny serasera ny mpianatry ny Lycée Ranoavimana ao Ambatondrazaka. Notoloran’ny solombavambahoakan’Ambatondrazaka Rtoa Andriamasimanana Aureline

 

“Tablette” miisa 50 ity lisea ity. Teo koa ny fitondrany ny “contrat de travail” ho an'ireo mpampianatra Fram miisa 77 izay anisan’ireo vao noraisina ho mpiasam-panjakana. Fa nandritra ny fahatongavany tao Ambatondrazaka ihany koa no nanatanterahana fambolen-kazo niarahan' ny Dren sy Cisco Ambatondrazaka ka zanakazo miisa 4 500 fototra no voavoly tamin’izany. Nanolotra vary 1 taonina ho an’ireo traboina ao an-toerana ihany koa ny tenany. Nampanantena moa Rtoa solombavambahoaka fa homarihina amin'ny fomba manetriketrika ao Ambatondrazaka ny Andro iraisam-pirenena ho an' ny vehivavy amin’ny 8 martsa ho avy izao.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT