• Talata 24 Febroary 2015
Actualités.Seranam-piaramanidin’i Nosy Be sy Ivato Homena ambongadiny an’ny Frantsay ?

Fa inona no mitranga ? Maha be resaka ny maro indray izao ny hoavin’ny ADEMA (Aéroport de Madagascar). Re mantsy fa mitady hanao tampody fohy ao amin’ny Adema indray ny ADP (Aéroports de Paris) rehefa nisintaka tamin’ny 2005, naha teo amin’ny fitondrana an’i Marc Ravalomanana, ka nandraisan’ny fanjakana ny petrabolany 34% tao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.Alarobian’Amboniloha Voasitrika ny razana vao nitsahatra ny orana

Nahavariana ny mpandevina teny Alarobian’Amboniloha omaly ity trangan-javatra niseho ity. Maro tamin’ireo olona tonga handevina teny an-toerana no nanamarika fa raha vao tonga avy any am-piangonana hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny razana haterina ao amin’ity fasana iray ity,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.AMCT sy GMC Ady mangatsiaka lasa ady miharihary

Rehefa nivory maika ny “Comité restreint” izay misolotena ny fikambanana AMCT iray manontolo dia maneho etoana fa : tsy miombon-kevitra amin’ireo namana CT izay nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety teny amin’ny Hotely

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.Ankoba Ambinanikely-Tolagnaro Ankizy 3 natelin'ny ranomasina, avotra ny 2, tsy hita ny iray

Manomboka masiaka ny ranomasina ao Ankoba Ambinanikely any Taolagnaro amin'izao fotoana izao. Ankizy 3 mianadahy indray no natelin'ny ranomasina ny alahady tolakandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.Antanifotsy – Ambohitompoina Lanjaina an-tongotra ny razana, tsy afaky ny fiara ny 45 km

Tsy afaky ny fiara intsony ny 45 km mampitohy ny tanànan’Antanifotsy sy ny kaominin’Ambohitompoina noho ny haratsian’ny lalana. Tsy misy afa-tsy ny sarety sy ny bisileta sisa no mitondra ny entana sy ny olona any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.Io fa matahotra !

Manaiky ny fanapahan-kevitry ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny fitondram-panjakana. Mijanona ho tantara izany sisa ny paikady saika hizarana ho enina an’Antananarivo Renivohitra, raha tsy hoe hanova

Hamaky ny tohiny
FTT