• Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Vidin’ny mofo dipaina Hihatra amin’ny 1 martsa 2015 ilay 400Ar

Tsy tana intsony ! Ho 400Ar ny vidin’ny mofo dipaina manomboka amin’ny alahady 1 martsa 2015 izao. Nivoitra io tamin’ny fampitam-baovaon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Vidy Varotra Manakaiky kokoa hatrany ny mpanjifa

Hisokatra manomboka anio alarobia 25 febroary 2015 etsy Analakely ny "Point Vidy Varotra". Ao amin’ny Super Music no misy azy sady endriky ny fiaraha-miasan’ny samy tsy miankina rahateo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Zafilahy Stanislas Hamarino tsara ny lisi-pifidianana

Angatahana isika mpiara-mitolona ety an-kianja, mba hanamarina ny lisi-pifidianana voasoratra eny anivon’ny fokontany tsirairay avy ankehitriny ary hanentana ny olona koa hanao izany, hoy i Zafilahy Stanislas ka mba avela ny kajikajy seza miseholany amin’izao fotoana izao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.Rava ny tanàna Fanjakana tsy miasa !

Tsy misy fokontany iray, eto Antananarivo Renivohitra ka tsy ahitana lalana simba sy arabe misy lavaka. Tahaka izany koa ny any amin’ireo faritra manodidina ny renivohitra tahaka an’Andoharanofotsy, Itaosy, Ampitatafika, Analamahitsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.EPP Anosimasina Itaosy Nihotsahan’ny tany

Nihotsahan’ny tany ny EPP eny Anosimasina Itaosy ny sabotsy hariva teo. Hantsana be no manamorona io sekolim-panjakana io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Febroary 2015
Actualités.Groupe Tsaramanasoa -Itaosy Manampy sy mikarakara ireo voafonja

Miisa 16 mianadahy ankehitriny ireo voafonja karakarain’ny Groupe Tsaramanasoa eny Itaosy izay efa nahefa ny an-tsasaky ny saziny teny am-ponja. Ankoatra ny fampianarana azy ireo hivavaka dia omena fiofanana arak’asa ihany koa izy ireo toy ny fampianarana nahandro, ny zaitra, ny

Hamaky ny tohiny
FTT