Actualités

EPP Anosimasina Itaosy Nihotsahan’ny tany


  • Talata 24 Febroary 2015

Nihotsahan’ny tany ny EPP eny Anosimasina Itaosy ny sabotsy hariva teo. Hantsana be no manamorona io sekolim-panjakana io.

 Mihamalemy ny tany amin’izao rotsakorana misesy izao, ny tany eny koa haboka ka mora miletsy. Rava tamin’izany ny “salle d’oeuvre izay toerana fanaovana lanonana sy ny efitrano maromaro fianarana. Nanapa-kevitra avy hatrany ny Cisco ka natsahatra ny fampianarana nanomboka omaly hatramin’ny herinandro ambony. Tonga teny an-toerana ihany ny mpamonjy voina ka rehefa tsy nisy olona tototra tao dia lasa izy, vao niverina indray rehefa avy nifampiraharaha tamin’ny Ben’ny tanàna.

Nangonin-dRabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT