Actualités

Vidin’ny mofo dipaina Hihatra amin’ny 1 martsa 2015 ilay 400Ar


  • Alarobia 25 Febroary 2015

Tsy tana intsony ! Ho 400Ar ny vidin’ny mofo dipaina manomboka amin’ny alahady 1 martsa 2015 izao. Nivoitra io tamin’ny fampitam-baovaon’ny

 

minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana nandritra ny filankevitry ny governemanta teny Mahazoarivo omaly. Nambara tamin’izany fa io no nifanarahan’ny mpanjifa sy ny fikambanan’ny mpanao mofo taorian’ny fampihaonana niarahan’izy ireo tamin’ny minisitera. Tsy mbola nihatra akory io vidy vaovao 400Ar io dia efa nitaraina ireo mpivaro-mofo eny Mahamasina fa nihena hatramin’ny antsasany sahady ny isan’ny mofo dipaina lafon’izy ireo.



Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT