• Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Arina fandrehitra Vitsy ary lafo amin’izao fotoana

Fotoana vitsivitsy izao dia tsikaritra fa tsy hita firy eny amin’ny mpivarotra mahazatra ny arina fandrehitra. Raha ny fanazavana nomen’ireo mpivarotra dia noho ny lalana izay miharatsy mandrakariva no antony

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Fanafihana mitam-basy teny Ambohimandray Mahitsy Tadidin’ilay zazakely tao an-trano ilay jiolahy

Jiolahy mitam-basy miisa dimy no nanafika ny fokontanin’Ambohimandray kaominin’i Mahitsy ny talata 24 febroary teo tokony ho tamin’ny 11ora alina. Tao amin’ny tokantrano iray izy no niditra voalohany ary nitaky vola

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Fikambanana fifankatiavana Sinoa Malagasy Miezaka mamaha ny olana manjo ny mponina ao Betoloho

Niditra an-tsehatra mamaha ny olana manjo ny mponina any Betoloho ny fianakaviamben’ny fikambanana fifankatiavana Sinoa Malagasy. Manao ny ezaka rehetra izy ireo ankehitriny hisorohana ny tondradrano ao amin’io tanàna io

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Kaominina Anorohoro sy Vohitsara Tafakatra 12 484 ny olona traboina

Nidina ifotony nankahery ireo traboina vokatry ny tondradrano ao anatin’ny Distrika Amparafaravola ny lehiben’ny faritra Alaotra mangoro ny fiandohan’ny herinandro teo. Notsidihany voalohany tamin’izany ny tao amin’ny Kaominina Anorohoro izay manomboka heniky ny rano ny tanàna iray manontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Dian-Hay Kintana vaovaon’ny Haikanto

Vao teo amin’ny fahafito taonany i Dian-Hay dia efa nifoha tao anatiny ilay talenta niampy fitiavana amin’ny fikirakirana ny hira sy ny mozika. Nampivelatra sy nampitombo izany miandalana taty aorian’ny fidirany ho mpikambana teo anivon’ny Antoko mpihira. Anisan’ny tombony ho an’ity mpanakanto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Febroary 2015
Actualités.Labatoara etsy Ankadindratombo Mitohy ny antsojay mahazo ireo mpandraharaha mpamongady

Mbola misy ny disadisa eo amin’ireo mpandraharaha mpamongady miasa ao amin’ny labatora Ankadindratombo sy ny ben’ny tanànan’Alasora.

Hamaky ny tohiny
FTT