Actualités

Fikambanana fifankatiavana Sinoa Malagasy Miezaka mamaha ny olana manjo ny mponina ao Betoloho


  • Zoma 27 Febroary 2015

Niditra an-tsehatra mamaha ny olana manjo ny mponina any Betoloho ny fianakaviamben’ny fikambanana fifankatiavana Sinoa Malagasy. Manao ny ezaka rehetra izy ireo ankehitriny hisorohana ny tondradrano ao amin’io tanàna io

 

. Ankoatra izay dia nisy ny fanolorana ireo kojakoja ilaina ao an-dakozia toy ny vilany sy sotro ary lovia miampy zinga sy kaopy ho an’ireo tokantrano 72 rava fananana. Hitohy ny sabotsy izao ny fanolorana fanomezana ho an’ireo traboina, araka ny nambaran’ny filohan’ny fikambanana Atoa Serge. Efa manomboka kosa ny asa amin’ny fanamboarana ilay lakandrano any Manamontana izay niteraka io tundra-drano tao Betoloho io. Nampanantena ny fikambanana fifankatiavana sinoa Malagasy fa hanome tetezana hanamaivanana ny fahasahiranan’ny mponina vokatr’ilay ranobe izay lasa nampizara roa ny tanàna.

Niry A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT