- Alarobia 04 Martsa 2015
Actualités.Famotsorana ireo sinoa nanao trafikana andramena Manadihady any Toamasina ny minisiteran’ny fitsarana
Taorian’ny nahazoan’ireo sinoa efa-dahy fahafahana vonjimaika ny alatsinainy teo, sinoa tafiditra tamin’ilay raharaha sambo tratra tao Mangabe Maroantsetra ary mifaningotra amin’ny raharaha fanondranana an-tsokosoko andramena, dia nandefa iraka hanao fanadihadiana mikasika ny raharaha ao Toamasina ny
Hamaky ny tohiny