- Zoma 06 Martsa 2015
Actualités.Fakan-kevitra isam-paritry ny FFKM Hamaly fanontaniana 15 ireo mpizaika
Fanontaniana 15 no fototry ny fakan-kevitra omena ireo mpizaika rehetra manerana ny nosy ao anatin’ny fihaonana isam-paritra momba ny fampihavanam-pirenena izay nanomboka omaly ary hifarana rahampitso sabotsy 7 martsa. Fanontaniana anisan’ny hipetraka ny hoe : inona no atao hoe fanjakana tsara tantana ? Inona no tetika hahatongavana amin’izany ? Inona no tokony hatao mba
Hamaky ny tohiny
