• Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Famonoana an’i Nambinina teny Anjanahary Tsy mbola nahitana mangirana hatreto

Tsy mbola nahitana mangirana hatreto ny nahafatesan’i Nambinina, ilay styliste nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana teny Anjanahary. Mahatsiaro ho banga tanteraka ireo fianakaviany, ny namany akaiky ary ny asany noho izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro eto Madagasikara Lesoka ny fandrindrana ny fomba fiasa

Tontosa ny fampahafantarana ny politikam-pirenena iadiana amin’ny fiovaovan’ny teny anivon’ireo faritra niaraka tamin’ny fakan-kevitra teny ifotony ahafahana mamolavola ny drafitra nasionaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Fiarabe nofain’ny ministeran’ny fambolena Nanimba taribin’ny herinaratra tao Toamasina

“Efa manao ezaka hanatrarana ny 22.600 MW filan’i Toamasina isan’andro ny jirama izao ary efa tratra izany herinandro izao, nefa izao somparan’ny fiarabe tsy mitandrina izao ka nampiaina fokontanin’i Tanamakoa manontolo tao anatin’ny fahatapahana indray…”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Jono sy fiompiana anaty rano eto Madagasikara Hisy lalàna hifehy amin’izay

Tsy ampy ary tsy lavorary ireo fandraisana andraikitry ny fanjakana Malagasy manoloana ny lalàna iraisam-pirenena sy ny rafitra politika momba ny fitantanana maharitra ny jono sy ny fiompiana anaty rano, araka ny fanadihadiana lalina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Andilamena Mahery vaika ny delestazy, ritra ny tahirin-tsolika

Misedra olana goavana eo amin’ny lafiny herinaratra ny vahoaka ao an-drenivohitry ny distrikan’Andilamena amin’izao fotoana. Zara fa mandeha ny herinaratra ary tsy misy ora raikitra fandefasana azy sy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Actualités.Vaky ny «rubis», mivoaka ny safira Vao mainka ilaozan’ny fampandrosoana Andilamena

Ilaozan’ny fampandrosoana ny Distrikan’Andilamena, Faritra Alaotra Mangoro. Mampiteny ny moana raha ny zava-misy any an-toerana. Ranom-potaka no mameno ny tanàna amin’izao, mila hitoka-monina mihitsy aza ity Distrika ity vokatry ny fahapotehan’ny lalam-pirenena faha-3A mampitohy an’Andilamena amin’i Vohitraivo

Hamaky ny tohiny
FTT