• Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Marc Ravalomanana Atao izay tsy hananany vola !

Tsy mbola misy fivoarany mihitsy hatreto ny momba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, raha araka ny fantatra dia mbola manankery hatramin’izao ilay didim-panjakana managadra azy ao an-tranony. Mbola nogiazan’ny fanjakana malagasy ihany koa ny kaontiny any amin’ny banky ary tsy mbola eny am-pelatanany ny pasipaorony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Fitokonan’ny Seces Tsy hilefitra intsony ireo mpampianatra

“Ela niaretana izahay ka tonga ny fotoana mba hampiakaram-peo hijerena ny zon’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra”, hoy ireo mpanabe eny Ankatso omaly teny an-toerana. An-taonany no nangatahan’ireto mpampianatra eny amin’ny Anjerimanontolo mivondrona ao amin’ny sendikan’ny Seces ireto ny hijerena ny mikasika ny tambin-karaman’izy ireo fa tsy mbola azo hatramin’izao. “Efa lalàna tapaka eo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Fampirantiana Madajeune : Tratra ny tanjona

Tratra ny tanjon’ny fikambanana Mada- Jeune. Trano heva miisa 17 no miranty namomboka omaly etsy amin’ny hotely Carlton Anosy manome toro-làlana ireo mpianatra te hanohy fianarana any am-pitan-dranomasina. Oniversite maro avy amin’ny firenena samihafa no azo isafidianana ao amin’ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.FAMONOANA ANKIZY 11 TAONA Voasambotra tany Befandriana avaratra i Faby

Telo volana mahery izay no nikarohana an’i Faby tovolahy 21 taona izay fantatra fa namono zaza lahy kely 11 taona tao amin’ny fokontany Mahavoky Avaratra ny 10 desambra 2014 . Raha tsiahivina, novonoina ilay zaza noho ny disadisa nisy teo amin’ilay reniny ny nahavanon-doza

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Ompa sy fitenenan-dratsy imasom-bahoaka Mampigadra

Mila hampiteny ny moana mihitsy ankehitriny ny fandrenesana ny olona tsy mifidy sokajy miteny ratsy ankitsirano izao imasom-bahoaka. Tena mankadilo sofina mihitsy, hoy ny fanamarihana azo, ary tsy misy firarahiana ny fisian’ny olom-izany intsony. Eny amin’ny toby fiantsonan’ny fiara fitateran’olona na ny zotra nasionaly, na ny zotra rezionaly, na koa eny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Martsa 2015
Actualités.Tahirimbolam-panjakana Hakaton’ny mpiasa ny birao manomboka anio

Mafana ny toe-draharaha. Ny eo tsy voavaha, ny hafa misosoka indray ! Namoaka fanambarana ny sendika sy ny fianakaviamben’ny mpiasan’ny Tahirimbolam-panjakana halina fa

Hamaky ny tohiny
FTT