• Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Fanarenana fiara nivadika Niteraka fitohanana ora maro tamin’ny RN2

Nampikorontana ny tontolon’ny fitaterana tao amin’ny lalam-pirenena faharoa nandritra ny roa andro ny fanarenana ilay fiara nanao lozam-pifamoivoizana tao Ambatomivaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Tolotanana voarara Hangata-panazavana amin’ny praiminisitra ny Vondrona Ambodivona

Hangataka fihaonana amin’ny praiminisitra ny mpikambana ao amin’ny vondrona Ambodivona. « Ny lehiben’ny governemanta no nanao antso avo amin’ny hanatontosana fifanampiana mba ho famonjena ny traboina eran’i Madagasikara ka aleo izy no

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Madagasikara Nandamoka ny fandaharanasa «Fanabeazana ho an’ny rehetra»

Lesoka ho an’ny mpitondra fanjakana eto Madagasikara ny tsy fananana ilay antsoina hoe fahavononana politika. Mailaka tokoa isika amin’ny fankatoavana sy fanaovan-tsonia ireo karazana fifanarahana iraisam-pirenena fa malaina kosa amin’ny fampiharana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Traboina ao Toliara Diso fanantenana

Tokantrano arivo traboina ao Toliara saika nizarana vary 10 kg, menaka, savony, PPN hafa no diso fanantenana tanteraka (nitomany ny sasany), ny sabotsy teo, satria nolavin’ny fitondram-panjakana tamin’ny ora farany ny hetsika voin-kava-mahatratra ho tolotanana ho azy ireo nataon’ireo depiote avy amin’ny faritanin’i Toliara « Vondrona Ambodivona »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Bazary Tsaramandroso Lehilahy iray hita maty teny amin’ny sisin-dalana

Nivalampatra teny amin’ny sisin-dalana tao amin’ny tsenan’i Tsaramandroso ity lehilahy iray ity no nisy nahita.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Actualités.Fiakaran’ny vidin’entana Efa 2.000 Ariary ny kilaon’ny vary ao Toamasina

Mitatao ny loza ao Toamasina fa hanomboka tsy ho zakan’ny tetibolan’ny tokantrano maro ny fiakarana eo amin’ny vidin’entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro, indrindra ny vidin’ny vary. Raha ny herinandro nivalona iny dia efa nahatratra 2.000 ariary ny iray kilao amin’ny vary makalioka teo amin’ny tsena

Hamaky ny tohiny
FTT