• Alarobia 18 Martsa 2015
Actualités.Oniversiten’Antsiranana Hitokona ny mpianatra

Mikononkonona ny hanao fihetsiketsehana nanomboka omaly ny mpianatry ny oniversiten’Antsiranana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Actualités.Taom-baovao malagasy -fikambanana Fitohasina Nitso-drano ireo mpikarakara ny raiamandreny ara-drazana

Hotanterahina ny 20 ka hatramin’ny 22 martsa ho avy izao ny taom-baovao Malagasy karakarain’ny fikambanana Fitohasina sy ny trano koltoraly Malagasy. Tonga nitso-drano azy ireo tetsy amin’ny hotel Colbert omaly ireo raiamandreny ara-drazana avy any amin’ny faritra 22 toy ny avy any amin’ny faritra Antanala, ny mpanjaka avy any amin’ny faritra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Actualités.Ady amin’ny piraty Hanamafy ny 3P ny Bap sy ny Microsoft

Mpanjifa vokatra piraty ny 85% maherin’ny Malagasy. Vola hatrany amin’ny 2,2 miliara dolara isan-taona no lanin’ny mpanjifa piraty manerantany. Mandany fotoana 1,5 tapitrisa ora ihany koa izy ireo amin’ny fanamboarana ireo fitaovana tsy orizinaly ireo. Ampahany amin’ny voka-dratsin’ny fampiroboroboana an-kolaka na mivantana ireo vokatra piraty ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Actualités.Ankazomanga Atsimo Traboina sandoka no nahazo fanampiana

Nampalahelo ny zava-nitranga teny Ankazomanga Atsimo ny alakamisy teo, hoy ireo nanatri-maso teny an-toerana. Lisitra traboina sandoka ahitana ireo fianakavian’ireo komitim-pokontany indray mantsy no nisitraka ireo entana ilaina andavanandro toy ny vary, savony, menaka natolotry ny malala-tanana tsy miankina tonga nitondra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Actualités.Ramatoa safotra an-dalana Nivoaka faroratra fotsy ny vavany

Tato ho ato, tsy hay na vokatry ny hafanana midangana loatra na aretina mitaiza no mihetsika tampoka na noho ny hanoanana, fa maro ny olona safotra eny an-dalana amin’izao, ary matetika dia vehivavy avokoa. Ny matory an’arabe vokatry ny hamamoana noho ny toaka tsy lazaina intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Actualités.Sahanivotry Manandona Nahazo lakana indray ny mponina

Afa-pahasahiranana indray ny mponina ao amin’ny kaominina Sahanivotry Manandona fa vita ny lakam-by fampiasan’izy ireo. Fokontany roa no tena nisedra olana tamin’ny tsy fisian’ny lakana dia ny fokontany Maromanana sy Ambatolahy. Efa nisy lakam-by hatramin’izay fa teo ny lasan’ny ranobe ary ny iray vaky ka noraisin’Atoa Randrianantenaina José,

Hamaky ny tohiny
FTT