• Alakamisy 19 Martsa 2015
Actualités.Filohan’ny Antenimieram-pirenena Nalain’i depiote Hawel Mamod’Ali baraka

Tofoka amin’ny avonavon’ireo mpikambana ao amin’ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena sy ny tsy fahazoany mihaona amin’ny filohan’ity andrimpanjakana ity ny depiote Hawel Mamod’Ali voafidy tao Morondava ka naneho ny fahatezerany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2015
Actualités.Ady tany ao Tanandava Toamasina Mifanolana ny vahoaka sy ny “SPAT”

Raikitra ny fifanolanana eo amin’ireo mponina miisa 187 tafo ao Tanandava “port sec III” sy ny Spat. Araka ny fanazavana nomen’izy ireo dia hoe ilain’ny Spat amin’izay ny taniny fa hisy orinasa hanofa izany aminy hananganana orinasa. Ho an’ireto mponina izay efa tamin’ny taona 1991 ny fianakaviana voalohany nanorim-ponenana tao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2015
Actualités.Ambasadaoron’i Afrika Atsimo Gert Grobler Nitsirika ireo sehatra hiara-miasa ao Mahajanga

Mitsidika mandritra ny roa andro nanomboka omaly any Boeny ny ambasadaoron’i Afrika Atsimo, Gert Grobler. Ny fampandrosoana ara-toekarena, ny sehatry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny angovo azo havaozina ary ny fitaterana fitrandrahana, ireo sehatra ireo no tena vaindohan-draharahan’izao fitsidihana an’i Mahajanga izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2015
Actualités.Ambatondrazaka Zaza 6 taona nisy nanolana, mirehareha amin’ny hareny ny mpanolana

Malahelo amin’ny zava-manjo azy ireo ny ankohonana iray izay manan-janaka voaolana ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2015
Actualités.Mponin’Avaratr’Ankatso Ampirisihana hifindra eny Ambohidratrimo ?

Olona 65 avy amina trano 11 eny Avaratr’ankatso no tsy mbola afaka miverina any an-tranony noho ny fahasimbana nateraky ny fikodian’ny vato avy napoaka. Tsy mazava amin’ireo mponina ihany koa izay hanala ireo poti-bato nianjera sy nifatratra ao amin’ireo trano sasany eny Avaratr’Ankatso

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2015
Actualités.Cisco Sambava «Zone neutre» tsy azon’iza n’iza idirana

Efa niverina an-tsekoly ny mpianatra rehetra tao Sambava omaly alarobia, rehefa niato nanoloana ny disadisa nisy taorian’ny nahalasanan’olon-tokana ny tranon’ny

Hamaky ny tohiny
FTT