Actualités

Ambasadaoron’i Afrika Atsimo Gert Grobler Nitsirika ireo sehatra hiara-miasa ao Mahajanga


  • Alakamisy 19 Martsa 2015

Mitsidika mandritra ny roa andro nanomboka omaly any Boeny ny ambasadaoron’i Afrika Atsimo, Gert Grobler. Ny fampandrosoana ara-toekarena, ny sehatry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny angovo azo havaozina ary ny fitaterana fitrandrahana, ireo sehatra ireo no tena vaindohan-draharahan’izao fitsidihana an’i Mahajanga izao.

 

 Toerana maromaro, izay mifandraika amin’ireo sehatra ireo no hotsidihany, toy ny faritra arovana sady fitsangantsanganana Reniala ao Antanimasaja, ny torapasiky ny “Village touristique” izay misy fanamboarana goavana amin’izao fotoana, ny Oniversiten’i Mahajanga ao Ambondrona ary ny Seranan-tsambo ao Mahajanga Be. Ankoatra ireo, dia hisy fihaonany amin’ny mpitantana ny Kaominina ambonivohitr’i Mahajanga, ireo mpandraharaha tsy miankina sy ny tompon’andraiki-paritra ara-panjakana misahana ireo sehatra iompanan’ny fiaraha-miasa.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT