Actualités

Ambatondrazaka Zaza 6 taona nisy nanolana, mirehareha amin’ny hareny ny mpanolana


  • Alakamisy 19 Martsa 2015

Malahelo amin’ny zava-manjo azy ireo ny ankohonana iray izay manan-janaka voaolana ny faran’ny herinandro teo

 
 

. Sady voaolana ny zanaka no mihorohoro ara-tsaina noho ny tsy fananana. Mandrahona sy mirehareha mantsy ny ray aman-drenin’ilay tovolahy 15 taona voalaza fa nanolana io zazakely io. Very hevitra ireo ray aman-drenin’ilay zaza amin’izay hatao. Hatreto aloha dia ny fitsaboana ilay zaza no nataon’izy ireo. Tsikaritra tao ho ao fa somary mahazo vahana indray ny resaka fanolanana any Ambatondrazaka.

                                                 NiryA

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT