• Zoma 20 Martsa 2015
Actualités.MSIS TATAO Ilaina ny fanjakana matanjaka

Fikambanana iray miezaka hametraka fanjakana matanjaka eto amintsika ny Msis tatao ( Tohana Ainga ho an’ny Tambajotran’ny olom-pirenena). Faritra miisa fito eto Madagasikara no efa niasany, raha efa folo taona kosa no nisiany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2015
Actualités.Fanodinana fary Aina vao ho an’ny toekarena

Hanatsara ny seha-pihariana fary sy siramamy ny ao amin’ny fiadidiana ny praiminisitra. Mba hanomezana aina vao ity sehatra ity ary dia nisy ny fivoriana izay hiarahan’ny talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny praiminisitra ny minisiteran’ny indostria, ny fambolena ary ny minisiteran’ny varotra ka ny satan’ny tahiry Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2015
Actualités.Cisco Sambava «Zone neutre» tsy azon’iza n’iza idirana

Efa niverina an-tsekoly nanomboka ny alarobia teo ny mpianatra rehetra tao Sambava, rehefa niato andro maromaro nanoloana ny disadisa nisy taorian’ny nahalasanan’olon-tokana ny tranon’ny fari-piadidiam-pampianarana (Cisco) tao an-toerana ka nampitokona ny mpampianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2015
Actualités.Fanafihana ny “la hutte canadienne” Jiolahy 3 no tratra, niaraka tamin’ny basy sy bala

Roa andro taorian’ny fanafihana ny tranombarotra “La hutte canadienne” Tanambao V Toamasina ka nahaverezana vola 9.200.000 ariary, dia saron’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Toamasina renivohitra ireo jiolahy 03 amin’ny 04 nahavita izany. Tratra niaraka tamin’izy ireo koa ny basy vita gasy iray sy bala 03 ary ilay moto scooter fotsy nampiasain’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2015
Actualités.Mpitsara eto Madagasikara Hamerina indray ny fitokisan’ny vahoaka

Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy omaly maraina ny filoha voalohan’ny fitsarana an-tampony, filohan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana, ny filohan’ny fitsarana mpanara-maso ny fandaniam-bolam-panjakana ary kaomisera jeneralin’ny lalàna

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2015
Actualités.Lany gazoala ny Jirama Adiny 10 isan’andro no misy jiro ao Toliara

Vokatry ny fitantanana gaboraraka, fitiavam-bola noho ny kolikoly sy fanamparam-pahefana nisy teo aloha, volabe 2 miliara sy 400 tapitrisa ariary no trosan’ny Jirama Toliara vidin-jiro tsy naloan’ireo mpanjifa tsotra (catégorie 10), nefa tsy tapaka ny jiron’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT