Actualités

Fanodinana fary Aina vao ho an’ny toekarena


  • Zoma 20 Martsa 2015

Hanatsara ny seha-pihariana fary sy siramamy ny ao amin’ny fiadidiana ny praiminisitra. Mba hanomezana aina vao ity sehatra ity ary dia nisy ny fivoriana izay hiarahan’ny talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny praiminisitra ny minisiteran’ny indostria, ny fambolena ary ny minisiteran’ny varotra ka ny satan’ny tahiry Malagasy

  mikasika ny fampiroboroboana ny vokatry ny fary no hiompanan’ny dinika.  Ny fampiroboroboana ny fambolena fary sy ny fijerena lalam-barotra amin’ny fivarotana ny siramamy  no tena ho anjaran’ny minisiteran’ny Indostria. Lalàna iray  azo entina manarina ny toekarena malagasy ihany koa toy ny miseho any Brezila ny fampiasana ny Etanola ho solika hampandeha ny fiara. Ankoatra ny  ranony dia mbola  misy ilana azy ihany koa ny faikan’ny fary izay atao  akora fadrehitra toy izay hita ao amin’ny nosy la Réunion.

Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT