Actualités

Cisco Sambava «Zone neutre» tsy azon’iza n’iza idirana


  • Zoma 20 Martsa 2015

Efa niverina an-tsekoly nanomboka ny alarobia teo ny mpianatra rehetra tao Sambava, rehefa niato andro maromaro nanoloana ny disadisa nisy taorian’ny nahalasanan’olon-tokana ny tranon’ny fari-piadidiam-pampianarana (Cisco) tao an-toerana ka nampitokona ny mpampianatra.

 

Taorian’ny fifampidinihan’ny mpitondra isan’ambaratonga ao an-toerana dia tapaka fa hatao «Zone neutre» ity toerana ifandriatana ity mandra-pahita ny tena marina. Samy tsy misy mipetraka ao avokoa na ny Cisco na ny milaza ho tompon’ny trano.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT