- Alarobia 25 Martsa 2015
Actualités.Fanjonoana Potika ny zana-trondro
Gaboraraka tanteraka ny fivarotana trondro eny an-tsena ankehitriny. Izay tsena rehetra lalovana dia ahitana zana-trondro mbola madinika avokoa.
Hamaky ny tohinyGaboraraka tanteraka ny fivarotana trondro eny an-tsena ankehitriny. Izay tsena rehetra lalovana dia ahitana zana-trondro mbola madinika avokoa.
Hamaky ny tohinyNiaina tao anaty haizina nandritra ny ora maro ny mponina tao Ambatondrazaka omaly.
Hamaky ny tohinyNankalazaina voalohany ny "Andron’ny Antilin’i Madagasikara" ny 23 martsa 2015 lasa teo.
Hamaky ny tohinyAdiny telo farafahakeliny ny fotoana hijanonan’ireo mpanjifa rehefa maka ny volany eny amin’ny masoivoho BOA rehetra ao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyHandalo hametraka mpandeha fotsiny ihany no anton-dia tao Tolagnaro ny alatsinainy teo, kinanjo tavela tsy tafainga tao ny boeing an'ny kaompania Air Madagascar raha mbola tokony hanohy ny diany hihazo an'i Toliara.
Hamaky ny tohinyMampieritreritra ny tenin-dRamatoa Fatma Samoura solontena maharitry ny PNUD eto amintsika raha nilaza izy fa latsaka 3 heny amin’ny azon’i Malawi, latsaka 5 heny amin’ny azon’i Senegal ary latsaka 6 heny be izao amin’ny azon’i Mozambika ny fanampiana azon’i Madagasikara avy amin’ireo mpamatsy vola sy mpiara-miombon’antoka avy any ivelany, kanefa mitovy amintsika ny tahan’ny fampandrosoana ny maha olona any amin’ireo firenena 3 ireo.
Hamaky ny tohiny