Actualités

Alaotra Mangoro Ratsy fanombohana ny Lehiben'ny faritra vaovao


  • Alarobia 25 Martsa 2015

Niaina tao anaty haizina nandritra ny ora maro ny mponina tao Ambatondrazaka omaly.

 

 



 
Ritra ny tahirin-tsoliky ny Jirama ao
an-toerana, tara anefa ny famatsiana. Vokany, tsy nisy herinaratra tao
an-drenivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro nanomboka omaly antoandro.
Nitsonika avokoa ny sakafo tany anaty vata fampagatsiahana, ankoatra
ireo voatery nariana fa simba. Efa tany amin'ny valo ora alina vao
nanomboka niverina tamin'ny ampahany ny jiro, taorian'ny
fifampiraharahana tamin'ny orinasa KRAOMA, ka nahazoana solika 3000
litatra. Tsy maintsy hotsitsiana io solika io, mba tsy
hanembantsembana ny lanonana famindram-pahefana eo amin'ny lehiben'ny
faritra teo aloha, Dr Ramandehamanana Richard sy ny vao notendrena
hisolo azy, Ranaivonirina Jean Yves.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT