• Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Delestazy any Ambatondrazaka Manomboka mampiaka-peo ny vahoaka

Adiny efatra sisa misy jiro Ambatondrazaka. Fototry ny olana ny tsy fahampiana ara-tsolika eo anivon’ny orinasa Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Mila fampihavanana

Voaporofo indray tamin’ny savorovoro niteraka faty olona tany Mananjary fa tany tsy milamina ny eto Madagasikara. Efa tena masaka ao an-tsain’ny mponina ny resaka fitsaram-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Fanatsarana endrika an’Ambatondrazaka Hampiasana vola 500 000 dolara

Delegasiona mafonja avy amin’ny tetikasa Ambatovy omaly no tonga nihaona tamin’ny lehiben’ny faritra vaovao Ranaivonirina Jean Yves tany Ambatondrazaka. Niaraka nijery ny fomba hampiasana ilay vola 500 000 dolara ny roa tonta sy ny ben’ny tanànan’Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Faritra Alaotra Mangoro Vita ny famindram-pahefana

Enin-taona katroka omaly no namolavolana fa ny dokotera Ramandehamanana Richard no hitantana ny faritra Alaotra Mangoro mandritra ny fitondrana tetezamita. Enin-taona aty aoriana, namindra fahefana tamin’ny mpahay toekarena Ranaivonirina Jean Yves ny lehilahy. Betsaka ny tontosa fa maro ihany koa ireo tsy vita nandritra ny enin-taona nitantanan’ny dokotera Ramandehamanana Richard.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Fitrandrahana fasimainty Tsy eken’ny vahoakan’i Toliara

Tsy nahomby ny fanelanelanana sy ny fampanantenana isan-karazany nataona tompon’andraikitra sy olona ambony sasany eto amin’ny firenena nandresy lahatra ny vahoaka. Miziriziry ireto farany ary lavin’ny mponina any amin’ny distrikan’i Toliara II sy mponin’i Toliara ny hitrandrahan’ny orinasa Toliara Sands fasimainty amina kaominina efatra any an-toerana. Velaran-tany mirefy 5 000 ha mahery no hitrandrahan’io orinasa io fasimainty.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Fitaterana ana habakabaka Fanoitra ho an’ny fizahantany

« Fanatsarana ny fitaterana ana habakabaka mba ho fampiroboroboana ny toe-karena amin’ny alalan’ny fizahantany » no anisan’ny lohahevitra lehibe dinihina mandritra ny fivorian’ny solontenan’ny firenena miisa 30 mpikambana ao amin’ny vondrona iraisam-pirenena momba ny fandrindrana fifamoivoizana ana habakabaka .

Hamaky ny tohiny
FTT